09:30 > TIKO – Vitrine Vakinankaratra – Laharana voalohany

Nandritra ny “Vitrine du Vakinankaratra” natao teto Antsirabe dia nibata ny laharana voalohany ny orinasa TIKO, teo amin’ny lafiny kalitao sy teo amin’ny lafiny fanjifana ary indrindra moa fa teo amin’ny lafiny maha VITA MALAGASY azy.

Midika izany fa efa miverina tanteraka aminy laoniny ny maha TIKO azy sy fankafizany vahoaka Malagasy na vahiny ny vokatra vokariny.

(FB Tanora mendrika Antsirabe)