Tampon-tanànan’i Fianarantsoa – Tafajoro ny birao vaovaon’ny DISTIM

Isambilo

Tafajoro ny alakamisy teo ny birao vaovao ny DISTIM ao an-drenivohitra Fianarantsoa faritra Matsiatra Ambony. Ireto avy ireo 8 mianadahy mianaka handrindra izany:
– Brito Tsilefinirina no lany ho filoha avy amin’ny Arrondissement Andrainjato Nord.
– Louis José Razakandraibe no Filoha lefitra avy ao amin’ny Arrondissement Ville basse.
Sekretera jeneraly: Rabearivelo Maevah: Arrondissement Andrainjato Nord.
Mpitam-bola: Nariharivony Gilbert: Arrondissement Ville basse
-Mpanamarim- bola: Rasolofohery Harison: Arrondissement Vatosola.
Lydia Rasoarimalala: mpitan-tsoratra: ville basse.
Mpanolon- tsaina: vehivavy :
-Thianah Océane: Arrondissement Andrainjato Nord.
– Tanora: Dr Andry, Arrondissement Andrainjato Nord.

Fanambin’izy ireo ny tsy hampitsanga-menatra ny filoha Marc Ravalomanana sy ny antoko TIM, amin’ny fifidianana ho avy hatao eto amintsika amin’ny volana Novambra ho avy izao, ao amin’ny renivohitry ny faritra Matsiatra Ambony.