Collectif des Journalistes – Tsy ekena ny herisetra atao amin’ny mpanao gazety

Nangonin’Isambilo

Tsy ekena ny herisetra atao amin’ny mpanao gazety manao ny asany, hoy ny Collectif des Journalistes, na vondrona mpanao gazety, tamin’ny fanambarana nataon’izy ireo ny faran’ny herinandro teo. Nisesisesy ny herinandro teo izay herisetra nataon’ny mpitandro filaminana izay tamin’ny mpampita vaovao, ka melohinhy marindrano izany fihetsika izany:

Fanambarana