Kolonely Charles Andrianasoavina – Mitanisa ireo nanomana ny vono olona ny 7 febroary 2009

I Andry Rajoelina sy ny tetezamitany, no nanagadra ny kolonely Charles Andrianasoavina tamin’ny taona 2011.

Ny Valosoa

Efa voaomana, ary anisan’ny nitarika izany ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina, ny vono olona teny Ambohitsorohitra tamin’ny sabotsy 7 febroary 2009, 12 taona lasa izay. Tamin’ny teny Frantsay no nanaovan’ny kolonely Charles ny fanambarana sy fijoroana vavolombelona, ka dia ajanon’ny gazety amin’izay ihany fa tsy noezahana nadika mba tsy hisy hiova loatra izay zavatra tena nolazainy:
Voici la lettre du Colonel Andrianasoavina Charles pendant son emprisonnement, relatant le putsch en 2009 et l’affaire 7 février 2009 :
Tsiafahy, le 14 janvier 2011 CHRONOLOGIE DES FAITS RELATIFS AU COUP D’ÉTAT DU 17 MARS 2009 :
MOIS DE JANVIER Une réunion préparatoire de l’exécution du «LUNDI NOIR » a été organisée le 19 janvier 2009 à 22 heures à Ambatomainty par Monsieur RANJIVASON Jean Théodore en vue de créer un climat d’insécurité et des foyers de tension sur tout le territoire national pour déstabiliser et renverser le pouvoir légal. Étaient présents à cette réunion : • Général en retraite RASOLOSOA Dolin • Monsieur Alain RAMAROSON • Monsieur SARERAKA • Monsieur Ny Hasina ANDRIAMANJATO • Monsieur REBOZA Julien • Monsieur LAHINIRIKO Jean • Monsieur Patrick MOUNIBOU • Monsieur Roland RATSIRAKA • Monsieur R. Philippe dit RALIPOBE de Manjakaray et R. Marcellin dit RAMARCELLIN d’Anosipatrana (chefs des gros bras), ainsi que 20 gros bras. Il a été décidé au cours de cette réunion de : A. Recruter des gros bras au niveau des bas quartiers pour constituer 20 groupes de 30 gros bras. RALIPOBE et RAMARCELLIN sont les chefs. Chaque groupe est payé à 1 000 000 d’Ariary et le financement est assuré par Andry RAJOELINA en vue de : a. Casser les grands magasins tels que JUMBO SCORE et autres b. Saccager et incendier les MAGRO dans toute l’Île et les biens des nationaux et étrangers proches du régime. c. Détruire et incendier la TVM et la RNM ainsi que la station MBS. d. Laisser ensuite les voyous et la population des bas quartiers à entrer librement et piller ces centres commerciaux, grands magasins et ces stations Radio et Télévision. B. Répartir les secteurs entre les personnalités suivantes : a. ANKORONDRANO et environs : Alain RAMAROSON. b. BEHORIRIKA-ANTANIMENA-ANALAKELY : RANJIVASON Jean Théodore. c. TANJOMBATO et environs : SARERAKA d. ANTSIRANANA : Patrick MOUNIBOU e. TOLIARA-FIANARANTSOA : REBOZA Julien, LAHINIRIKO Jean, SARERAKA. f. TOAMASINA : Roland RATSIRAKA. Il est à souligner qu’après le coup dans la capitale, les quelques éléments des gros bras ont été envoyés dans les provinces pour accomplir leur mission. Le lundi 26 janvier 2009, exécution du plan appelé « LUNDI NOIR ». MOIS DE FÉVRIER 2009 Réunion préparatoire du 07 février 2009 au domicile de Andry RAJOELINA le 06 février 2009 au début de la soirée. Ont été présents : • Général en retraite RASOLOSOA Dolin • Alain RAMAROSON • Monja ROINDEFO • Cyrille RASAMIZAFY • Patrick MOUNIBOU • Général en retraite RAMAKAVELO Désiré Philippe • Ny Hasina ANDRIAMANJATO • LAHINIRIKO Jean • REBOZA Julien • SARERAKA • Lieutenant-Colonel FIDIMALALA • Lieutenant-Colonel SONDROTOLALA. Selon Monsieur Cyrille RASAMIZAFY, Président actuel de l’ESCOPOL, « Il faut verser du sang à titre de sacrifice pour la réussite du coup », proposition adoptée par tout le monde et une décision a été prise la nuit même par Andry RAJOELINA de monnayer les manifestants et les éventuels victimes. Exécution du 07 février 2009 selon la décision prise dans la nuit du 06 février 2009. Mouvement et manifestation populaires conduits par Monja ROINDEFO, le Général en retraite RASOLOSOA Dolin, SARERAKA, Alain RAMAROSON grâce à la bénédiction de Andry RAJOELINA sur la place du 13 mai.

Fanampim-baovao

Ny rarahara 7 febroary 2009 – Kolonely Charles Andrianasoavina sy Fidèle Razara Pierre mitantara ny antsipiriany (AZ Radio TV, 17 desambra 2018)

(45’45) Ilay tsotsorimamba isarahana dia taorian’ny niresahan’ny kolonely Rabe Jules tamiko teny amin’ny CENAM Andavamamba. Hoy izy: “Io resaka 7 février io, mieritrereta ianao fa namanao ity hafahafa”, nampahatsiahy ny resaka efa nifanaovana ny 21 febroary nandritra ny famoahana razana iray promotion, Monja Bernardin. Teo am-pamoahana ny razana no be dia be ny resaka nifampiampita teo anivon’ireo zandary iray “promotion” fa “i Lylison no nitifitra ny 7 febroary”. Noantitranterin’ny kolonely Rabe Jules fa ny kolonely Lylison no nitifitra.

(49’50) Nisy ny expertise balistique taorian’ny enquête nataon’i Rabe Jules. “Teo ambanin’ny masoko mihitsy, ary hoy ny doyen des juges d’instruction, Mr Victor … hafahafa izy ity commandant, toa hoatrany avy aty hoy lizy ilay tifitra … toa efa nomanin-dry zalahy mihitsy anie izy izany e!”

“Mba avoahy ilay rapport nataonao miaraka amin’ny expertise balistique dia milamina ny resaka ahitàna hoe niala avy tato ny tifitra, fa izany ihany no mahatonga izao discussion be izao”.

(1h36’27) “Izaho izao no nametraka anao tamin’io toerana io. Tanako ankavanako ity no nanoratra ny déclaration nataon’ny directoire militaire selon ny communication téléphonique nifanaovantsika mirahalahy. Ianao no mi-communiquer izao soratana dia nosoratako, tao amin’ny biraon’ny chef de corps ny Capsat ny 17 marsa hariva tahaka izao. Dia hilaza ianao fa tsy coup d’état iny. Dia hilaza ianao fa ny herinao sy ny herim-bahoakanao. Ny herimbahoakanao ry leroa tsy nipasy teo zany a! Herin’ny basy no nahazo an’iny fa tsy ianao.Herin’ny basiko! Coup d’état iny!”

(1:40:30) Lance-roquette teny Iavoloha – “Tamin’ny iray maraina tany ho any ny alin’ny 15 marsa, dia izaho mihitsy no nitarika éléments teny. 4 coups de roquette no napaokako teny. Tirs en l’air io. Dia taorian’iny dia niverina izahay dia iny no nitarika ny démission”

Ny fanomanana ny fanonganam-panjakana (France24)

“Tsy maintsy manao accusation en règle “Ravalomanana, criminel! Ravalomanana traître”