COVID-19 – RMDM – Hisitraka “bidons orange” sy “gel” ny faritra enina

Nampahalala ny filohan’ny RMDM, Marc Ravalomanana fa efa miparitaka ny valan’aretina, “misy ny faritra Analamanga, misy any Fort-Dauphin, misy any Diego”.

Toa atao hoatrany zanak’i kalahafa ny any amin’ny faritra hoy izy.
Amin’ity dia ho atokana ho an’ny faritra enina ireo “bidons orange” sy ny “gel”.

Tsy misy afa-tsy ny fiarovana ny aina aloha, fanomezana fitaovana, dia ny fampianarana azy hanasa tanana tsara.

Vaovao nangonin’i Lanzelo