Sabotsy 4 aprily – Mpanao gazety Arp Helisoa – Notazomina am-ponja vonjimaika

Araka ny vaovao azo farany dia voatazona am-ponja vonjimaika i Arphine.

Mankasitraka ny firaisankina manoloana izao sedra izao.

Miandrandra fahalalahana sy fitsaràna marina.

(Sary nindramina)