Raharaha Marc Ravalomanana (tohiny).RAHARAHA RAVALOMANANA
NOHAMAFISIN'NY CENI NY FANDAVANA
🔴Nanamafy ny fanapahan'ny OVEC amin'ny tsy fahafahan'i Marc Ravalomanana mirotsaka eto Antananarivo ny CENI, taorian'ny valin'ny ny taratasy fangataham-panazana tamin'ny DGI ka nilaza fa tsy manohitra fa ny fanomezana "certificat de régularité fiscale" fa mila mameno ny fepetra takiana amin'izany ny Filoha teo aloha, araka ny tatitra nataon'ny Filohan'ny CENI androany.
🔴Mbola afaka mampiakatra any amin'ny "Tribunal administratif" na Tribonaly misahana ny ady ifanaovana amin'ny Fanjakana kosa ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana
🔴 Ofisialy ihany koa ny fanemorana herinandro, hatramin'ny 26 septambra ny fandraisana antontan-taratasin'ireo kandida.
#Tia_Tanindrazana
... TohinyFintinina