Mahay manova lisi-pifidianana i Andry Nirina Rajoelina

Ankazobe – 15 Oktobra 2018 – Henoy tsara ny”13″ mandritra ny praopagandiny

Efa mikatona ny lisi-pifidianana ka araho tsara.

“Rahampitso dieny rahampitso mankanesa nareo ao amin’ny fokontany, dia jereo hoe ao ve ny anaranareo sa tsy ao . Raha sanatria ka tsy ao ny anaranareo dia mankanesa ao amin’ny QG-n’i Andry Rajoelina. Dia ampiana ianareo mba hahafahana misoratra ao anaty lisi-pifidianana”

Ekena ve izany ry CENI sa tsy ekena a?