Milamina ve ny ao an-dapa ao?

Ny filohampirenena lasa antsokosoko any Abu Dabi,
Ny ministeran’ny raharahambahiny nilaozan’ny kandidà dadabe Naina,
Ny ministeran’ny rano sy fako voaato,
Ny ministeran’ny atitany nianjera avy teny ambony sehatra, naratra mafy ka nalefa tsaboina atsy amin’ny nosy La Réunion,
Ny praiministra, sady maona no marenina.

Milamina ve ny ao an-dapa ao?