Anosibe 18 Oktobra – Alefa Dada a! Alefa Rina a! Olona tia fahadiovana ary akaiky vahoaka maro an’isa

Nidina teny Anosibe androany maraina i Dada sy i Rina nitafa tamin’ny mponina, ary nandray kofafa mihitsy handray anjara amin’ny fahadiovana.
Olona mahay mandray ravin-dena, manetry tena, mahay mifandray amin’ny rehetra sy mikatsaka ny sosialim-bahoaka no ilain’ny firenena.

Ny Valosoa