15:30 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (11) – Antsoina daholo amin’izay ny olona hiverina eny amin’ny kianja

Entanina amin’izay ny vahoaka hanantona ny kianja. Nisy ny fifampiresahana teo amin’ny tompon’andraikitra.

Ho avy ny mpitarika afaka fotoana fohy hitondra ny fandaminana sy ny torimarika vaovao.