17:25 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (12) – Entanina ny vahoaka hiala ny kianja fa hisy ny torimarika hafa noho ny fanenjehan’ny mpitandro filaminana

Entanina ny vahoaka hiala ny kianja ary hanaraka ny torimarika manaraka.

Misambotra mavitrika ny mpitandro filaminana.

Hisy ny fananganana andrimasompokonolona isaky ny boriboritany ary ho taterina ihany ny antsipiriany.

Hitohy rahampitso ny hetsika. Nosakanana sy nohosihosehana ny marina. Hijoro daholo ny avy amin’ny faritra maro.