14:00 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (10) – Santionany tamin’ny saika navoaka “écran géant”

Izao no santionany tokony navoaka tamin’ny écran géant… Tokony navoaka tao ihany koa ireo vidéo fijoroana vavolombelona… Tokony navoaka tao ihany koa ireo videos no enregistrena tao ami SRMV teto Antananarivo momba ny fikirakirana ny PV navadika. Tsy adino ireo fikirakirana ireo PV teny amin’ny Ceni sy ny karazana halatra sy hosoka tratra. Misy ireo videos tamin’ny alalan’ny caméra cachée tany amin’ireo BV. Efa lasa any amin’ny HCC ny fitoriana misy koa ny plaintes pénales. Mba tsy hisy intsony ny hoe “azo raisina fa tsy mitombina” no anton’izao hetsika izao. #ECRANGENANT

Nadia Raonimalala