13:30 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (9) – Tsikaritra ny famoahana vola hamatsiana ny herim-pamoretanana

Maro ary mavitrika ireo mpitandro filaminana nahazo famatsiambola.

Tsikaritra fa maro kokoa izy ireo noho ny tamin’ny Sabotsy lasa teo. Mandeha ny feo fa ny famatsiambola no antony nahitana izao fahamaroana sy fahavitrihana izao.

Mora ny ahitana raha famatsiambola avy aty amin’ny fanjakana na avy lafiny tsy miankina.