13:00 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (8) – Rolly Mercia – Antso ho an’ireo tompon’andraikitra mitandro ny filaminana

Miantso ireo tompon’andraikitra amin’ny fiarovam-pirenena tsy hiray tsikombakomba amin’ireo mpanao politika manome baiko hiarovana an’i Andry Rajoelina.