11:30 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (4) – Antso ho an’ny prefe

Manao antso ho an’ny prefe Angelo ny depiote Hanitra Razafimanantsoa.

Tsy mamela ny solontenan’ny hetsika hiditra ao amin’ny lapa fa ny ben’ny tanàna indray no tereny hivoaka.