12:00 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (5)

Baiko avy amin’ny praiministra Christian Ntsay no azon’ny prefe Angelo ny hanakana ny hetsika androany amin’ny fomba rehetra.

Atahorana ny fidian’ireo écran géant telo hampiseho ny porofon’ny halabato.

Manomboka mampiasa baomba mampadatsa-dranomaso ny mpitandro filaminana.