11:00 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (3)

Tsy mamela hiditra ao amin’ny kianja ny mpitandro filaminana.

Miala andraikitra ny lehiben’ny mpitandro filaminana manipy ny andraikitra any amin’ny prefe Angelo.

Manao izay tsy ahazoana azy ny prefe. Manao lalao ratsin’ireo tsy mahatanty ny fahamarinana sy mangarahara.

Dia mbola miandry izany.