22:30 > Prefektiora Antananarivo – Angelo Ravelonarivo – Nahazo tsindry hanembatsembanana ny hetsika eo amin’ny kianjan’ny 13 Mey rahampitso Alarobia 2 Janoary

Urgent( zarao ) 21 :02

Fifidianana feno Hosoka :

Manakana fampiasana écran Géant eny amin’ny kianjan’ny 13 Mai ny Préfecture.

Manaitra ny vahoaka sy ny K25 rehetra manerana an’i Madagasikara indrindra fa ny eto Antananarivo fa mandeha ny fandrahonana izao alina izao avy amin’ny préfet.

Sakanany ny fampiasana écran Géant eny an kianja mandritra ny hetsika rahampitso 2 Janoary 2019.

Miantso ny andrimasom-pokonolona ho avy eny an toerana.

Rahampitso anefa no aseho eny an toerana ireo hosoka sy halabato faobe nomanina nialohan’ny fifidianana.

Mikasa ny hanala ny estrade ihany koa izy ankehitriny.

Fernand Cello