10:00 > Kianjan’ny 13 mai – Mihatonga ny olona, milamina ny toerana, miaro ny mpitandro filaminana

Hijoro sy hitsangana vavolombelona ireo nahita fa nisy ny halatra ary hitaky fahamarinana.

Efa tafiditra ao amin’ny Kianjan’ny 13 mey ny vahoaka malagasy mitaky ny fahamarinana amin’izao fotoana izao.

Isaorana be dia be ny mpitandro filaminana fa namela malalaka ny olona haneho hevitra.