Fifidianana – CENI – Voka-pifidianana isaky ny BV – Antsoina ny olom-pirenena hanamarina koa ny vokatra

Efa miasa ny rohy ao amin’ny tranonkalan’ny CENI, hahafahana mijery ny vokatra isaky ny BV.

Rohy ho an’ireo mitady ny antsipiriany rehetra mikasika ny biraom-pifidianana

http://bit.ly/2R8CzY1

Rohy hijerevana voka-pifidianana isaky ny BV

https://presidentielle.ceni-madagascar.mg/bvres

Antsoina ny olom-pirenena hanamarina ny vokatra tao amin’ny biraom-pifidianana nisy azy raha afaka manatanteraka izany.

Ny “navigateur Firefox” ihany no mandeha.

Raha tsy mbola voakirakira ny BV dia izao no mivaoka:

 

Ary rehefa voakirakira kosa dia izao no mivaoka: