00:30 > Depiote Raholdina (MAPAR) – Nampihorohoro tao anaty biraom-pifidianana

Dokotera iray eo an-tanàna, tsy mpanao politika fa manao ny asany ao amin’ny biraom-pifidianana no voalaza fa nalain’ny depiote Raholdina sy ny olona mpiaraka aminy. Nosavainy ny findainy sao misy sary na horonantsary, norahonany, nambanany basy ary lazainy fa hotoriany ary halefany any Tsiafahy.

Gazety Feon’ny Malagasy