23:00 > Fanambarana Distrika Analamanga sy Atsinanana

Ety amin’ny Hotel Colbert Antaninarenina, fijoroana vavolombelona ataon’ireo lehiben’ny Distrika Analamanga sy Atsinanana mikasika ny baiko maloto omen’ny Minisitry ny ati-tany Tianarivelo Razafimahefa.