18:00 > Marc Ravalomanana – n°25 – Fihodinana faharoa – 19 Desambra – Manohana Ny Rado Rafalimanana

Marc Ravalomana: Faly aho, tena faly mahita anareo tanora manohana ahy. Manome toky anareo aho fa tsy maintsy mandroso Madagasikara.

Faly aho. tena faly mahita anareo tanora manohana ahy hoy Dada. Manome toky anareo aho hoy izy fa tsy maintsy mandroso Madagasikara

Publiée par Arp Helisoa sur Lundi 3 décembre 2018

Ny Rado Rafalimanana: Fitaratra ny filoha Marc Ravalomanana. Andeha isika hiaraka hanarina an’i Madagasikara. Tokony manana fahaiza-mitarika ny mpitondra eto Madagasikara.

Fitaratra ny filoha Marc Ravalomanana Andeha isika hiaraka hanarina an'i Madagasikara.tokony manana fahaizamitarika ny mpitondra eto Madagasikara

Publiée par Arp Helisoa sur Lundi 3 décembre 2018