21:00 > K25 – Fampielezan-kevitra – QG Bel-Air – 8 ora – Fanopoam-pivavahana – Arahina Carnaval

Hisantarana ny fampielezan-kevitra fihodinana faharoa rahampitso Talata 4 Desambra.

Hisy ny fanompoam-pivavahana iombonana eny amin’ny QG Bel’air manomboka amin’ny 8 ora maraina iarahana amin’ny K 25 aorian’izay dia hisy ny DIABE ( CARNAVAL) manerana ny Tanàna

#Zarazarao