Marc Ravalomana – Famokarana vary

#ZavaMisyMarinaIsanAndro

Famokarana vary:
Ny Filoha Ravalomanana no nampitombo ny velarantany natokana ho an’ny fambolem-bary ary nisitraka izany ireo tantsaha mpamboly.

Indrisy fa nihena izany velaran-tany famokarana vary izany nanomboka ny taona 2009 ka nampiakatra ny vidim-bary teto Madagasikara nandritra ny 10 taona lasa.
(Source: Knoema)

Manasa anao hamaly #AlefaDada raha toa ka miombon-kevitra ianao!

#MarcRavalomanana