10:00 > CUA – Fanomezana sy fankaherezana ireo misahana ny fahadiovan’ny tanàna

Mitohy ny ezaka ataon’ny CUA eo ambany fitarihin’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana, amin’ny fanabezana sy fanabeazana hampadio ny tanànan’Antananarivo.

Androany maraina teo amin’ny Lapa dia nisy fanomezana akanjo fanamiana ho entin’izy ireo manatanteraka ny asa fanadiovana.