Marc Ravalomana – Mampandroso ny toe-karena

Tranga isan’andro – avy amin’ny banky iraisam-pirenena:

Nandroso ny toekarena ny taona 2002 ka hatramin’ny 2009 – nitombo 6,3% isan-taona ny harenan’ny Malagasy tsirairay.

Kanefa, nihemotra ny toekarena nanomboka ny taona 2009 ary niha-nahantra ny Malagasy.

Tranga: Marc Ravalomanana irery ihany no Filoha izay efa voaporofo fa afaka mampandroso ny toekarenan’i Madagasikara.
(Source: Banky Iraisam-pirenena/The World Bank)

#ZavaMisyMarinaIsanAndro
#HampitomboHarenaNyMalagasy
#HampandrosoNyMalagasyRehetraManombokaIzao
#MpananganaFaTsyMpandrava
#MarcRavalomanana

Manasa anao hanao (y) sy hizara ity hafatra ity raha toa ka miombon-kevitra ianao!