09:00 > CENI – Hihemotra sa handroso?

Misy mampitahotra ny CENI ka mitady tsy hamoaka voka-pifidianana androany.

Masahia ianareo CENI hamoaka ny voka-pifidianana fa izay no efa andrasan’ny vahoaka @ izao.

Ary efa fantatry ny olona fa nihoatra ny 90% ny vokatra efa navoakanareo tao amin’ny tambazotran-tserasera ka tsy tokony hisy antony lehibe hampiova io vokatra io.

24h Mada