Alaotra Mangoro – Marc Ravalomanana – Nisaotra ireo nifidy sy namita adidy amin’ny firenena

Taty amin’ny faritra Alaotra Mangoro aho androany. Nisaotra ireo rehetra nifidy ahy teto antoerana sy ireo rehetra namita adidy tamin’ny firenena ny 7 novambra teo. Mankasitraka amin’ny fanohananareo ahy sy ny ho fiarahantsika miasa hatrany.
Mpirahalahy mianala, manamafy ny fifampitokisana misy eo amintsika.