15:30 > Ambohijatovo – Sabotsy 10 Novambra – Ahemotra ny hetsika noho ny antony ‘Fitandroana ny fandriam-pahalemana’

Ahemotra amin’ny fotoana manaraka ny hetsika nokarakaraina amin’ny Sabotsy 10 Novambra ho avy izao noho ny antony ftandroana ny fandriam-pahalemana. Ahiana ny mpiantsy ady ho avy hanakorontona.

Mpanangana fa tsy mpandrava na mpamono isika!