19:00 > Tanora any Montréal (Canada) manohana ny kandidà laharana-25, Marc Ravalomanana e

Resy lahatra zahay manohana an’i #dada
Tsy voavidy vola fa mandany vola manohana azy satria zay lay tena fitiavana lazaina fa lehibe indrindra,
Raiso an-tanana ny ho avy fa mila antsika i Madagasikara aoka zay ny fitiavantena
#Alefa_dada #25_lay_numéro
#young_of_Montreal_supporting_dada
#dada_challenge
#A_partager_sans_moderation 👌😉