18:30 > RNM (Radio Nasionaly Malagasy) Anosy – N°25- Marc Ravalomanana

Tonga nanao fandraisam-peo mifandraika amin’ny fampielezan-kevitra androany ny kandidà laharana-25, Marc Ravalomanana teo amin’ny onjam-peon’ny RNM (Radio Nasionaly Malagasy) .

Ny fandaharana dia handeha amin’ny Zoma 2 Novambra 2018, amin’ny 5 ora hariva, ao amin’ny radio nasionaly, 99.2MHz.

Nifanandrina ny kandida miisa efatra. Nahitsy fiteny araka ny mahazatra ny kandida laharana-25.

Mihainoa finaritra daholo amin’ny Zoma!

Ary aza hadino koa ny Sabotsy 3 Novambra fiahaonan’ny kandida 6 mirahalahy.