23:30 > Marc Ravalomanana – Lehibe loatra ato anatiko ato ny fitiavana anareo eto Toliara

Faly tena faly aho, te hahita anareo aho, te hihaino anareo aho. Lehibe loatra ato anatiko ato ny fitiavana anareo eto Toliara.
Hamerina amin’ny laoniny ny fiainan’ny Malagasy rehetra eto Madagasikara no tanjoko…

https://www.facebook.com/457946964405287/videos/2173719542884541/

(Marc Ravalomanana – Ofisialy)