23:00 > Ô ry CENI, misy gazety mamoaka ‘sondage’ ity, dia inona no lazainao?

Ahoana izao ry CENI? Angaha azo atao ny mamoaka valina sondage manakorotana saimbahoaka?

Azo atao ve ny manaratsy kandida hafa ry Prefet?

Io gazety io dia zaraina maimaimpoana eny andalana nefa ny propagandy aza mbola tsy mandeha akory.