19:00 > Marc Ravalomanana – Tsidika Tour – Antanifotsy

Teto Antanifotsy. Faly aho nihaona sy nitafa taminareo. Mahavelombolo ny fahavonan’ny tsirairay hitondra fiovana sy hanao fiovana. Hiasa isika hanao izay hampivoatra ny fiainana, hiasa hahavanona sy hahavokatra, hihary, hanao ny fomba hitondrana fampandrosoana amin’ny sehatra rehetra, hiady amin’ny kolikoly. Hiaraka handray handraikitra isika, ny miasa miaraka no fahombiazana.

(Marc Ravalomanana – Ofisialy)