17:00 > Me Mahefalahy Rasamimaka – Filoha vaovao ny vadintany eto Madagasikara

Me Rasamimaka Mahefalahy indray no filohan’ny vadintany eto Madagasikara manomboka izao nisolo ny filoha teo aloha Randriatsima Ravelo Heriniaina.

Me Mahefalahy Rasamimaka no filohan'ny Vaditany eto Madagasikara / Mirary soa e! Teny kely ho azy ary

Publiée par Arp Helisoa sur Lundi 30 juillet 2018