06:00 > Marc Ravalomanana – Tsidika Tour – Bejofo Alaotra – Nanome omby ny fokonolona ho nofon-kena mitampihavanana

 

Mila mandray andraikitra ny mpitarika. Mijery amin'ny an-tsipiriany ny fizotran'ny asa. Teto Bejofo dia nanome omby ny fokonolona ho nofon-kena mitampihavanana. Mahafinaritra ery ny miaraka amin'ny tantsaha.

Publiée par Marc Ravalomanana sur Samedi 28 juillet 2018