19:00 > Antsahamanitra – Fanompoam-pivavahana – Fanirahana mpiasa vaovao – Natrehan’i Marc Ravalomanana

Fanompoampivavahana fanirahana mpiasa vaovao eo amin’ny sahan’ny fiangonana FJKM tao Atsahamanitra ny tolak’andro teo, andiany VAVOLOMBELONA MAHATOKY. Nanatrika izany tao antoerana ny filohan’ny komitin’ny jobily faha-50 taona ny FJKM Marc Ravalomanana.