06:15 > Marc Ravalomanana – Tsidika Tour – Bejofo Alaotra – Atao vaindon-draharaha ny sosialim-bahoaka

 

Tsy maintsy misakafo ary salama vao afaka mampandroso, atao vaindohan-draharaha ny sosialim-bahoaka. Teto Bejofo dia nanome nofon-kena mitampihavanana ho mariky ny fifankatiavana.

Publiée par Marc Ravalomanana sur Samedi 28 juillet 2018