22:00 > Nogiazan’ny MEN ny fanamafisam-peo dia notapahana ny herin’aratra hoy ireo sendikam-pampianatra

Nogiazan’ny MEN ny fanamafisam-peo dia notapahana ny herin’aratra hoy ireo sendikam-pampianatra mitaky ny zony etsy amin’ny tokotanin’ny Men. Nanao tsipaipaika izahay ary nahazo sono vaovao. Mbola tadiavin’izy ireo alaina ihany ka nandefasana mpitandro filaminana, tsy manaiky rahamatahora ny mpampianatra hoy ny filohan’ny Syfema Aina. Mahakasika ny fitakiana indray dia mangataka fihaonanana mivantana amin’ny PM isika hamahana ny olana hoy Arsene Ratolonjanahary. Mbola mitohy ny tolona hoy izy ireo.

Nogiazan'ny MEN ny fanamafisam-peo dia notapahana ny herin'aratra hoy ireo sendikam-pampianatra mitaky ny zony etsy amin…

Publiée par Livasoa Razafindrasolo sur Mardi 24 juillet 2018