22:00 > TIM Toamasina – Fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena

Nandray anjara navitrika tamin’ny filaharana nandritry fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena teto Toamasina ny TIM.
Taorian’izay dia nisy ny fiarahana nisakafo sy nikorana niarahan’ny mpikambana sy ny mpitarika.
« Natao izay nety fa tonga ny fety e! »