09:00 > Manadio ny eto amin’ny araben’ny fahaleovan-tena izay feno loto tanteraka ny mpiasan’ny kaominina Antananarivo

Manadio ny eto amin ‘ny araben ‘ny fahaleovantena izay feno loto tanteraka ny mpiasan ‘ny kaominina Antananarivo renivohitra tarihin’ny lefitra voalohan’ny ben’ny tanàna Ramboasalama Emilien amin ‘izao ora izao.