Milaza indray ireo mpanaratsy fa hoe namidin’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ny CEG Analamahitsy. Tsy mivarotra tany tompoko ny CUA.
Manazava ny lefitra voalohan’ny ben’ny tanana ny kolonely Ramboasalama Emilien mikasika izany.

Milaza indray ireo mpanaratsy fa hoe namidin 'ny ben 'ny tanana Lalao Ravalomanana ny CEG Analamahitsy, Tsy mivarotra…
Publiée par Arp Helisoa sur Lundi 9 juillet 2018
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
03/05/2024. Ankatso- Sao tsy azonareo mpitondra aza. Mitaky ny zony ny mpianatra fa tsy miantso mpitandro ny filaminana. ... TohinyFintinina
3 CommentsComment on Facebook
Tsara ho azy io
Ka tsy fidiny anireo koa no eo fa baiko
Nihinana aloha ity iraikalahy ity!
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook