Teto Betafo izahay no namarana ny fampielezan-kevitra. Manainga antsika rehetra hanefa ny adidy amin’ny alarobia 19 desambra 2018 izao, FIDIO ny laharana 25, FIDIO i DADA
#fidio_25
#mpanangana_fa_tsy_mpandrava_isika
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
03/05/2024. Ankatso- Sao tsy azonareo mpitondra aza. Mitaky ny zony ny mpianatra fa tsy miantso mpitandro ny filaminana. ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook