Marc Ravalomanana – Tongava mifidy – Fidio ny laharana 25

Ataovy toy ny fety ny andron’ny fifidianana amin’ny Alarobia. Ento ny fianakavianao, ny namanao, ny mpiara-monina aminao – ento izay voasoratra ao anaty lisi-pifidianana ary ataovy am-pifaliana ny adidy masina ho an’ny fitiavan-tanindrazana. Mandehana mifidy amin’ny Alarobia.

Fidio 25. Fidio Dada. Fidio Marc Ravalomanana!

Manasa anao hizara ity hafatra ity