Marc Ravalomana – Ambatolampy – Fidio aho fa hipaka lavitra aty ny fampandrosoana entiko

Mahaliana ny mponin’ Ambatolampy ny fanazavana ilay fanomezan-toky ataoko amin’ny mpifidy dia ny “manifesto”, nampianarina teto ihany koa ny fomba famenoana ilay bileta tokana hampiasaina amin’ny fifidianana.

FIDIO AHO fa hipaka aty alavitra ny fampandrosoana entiko.
Entano ny namana rehetra hifidy handrotraka ny vato hoan’i Dada!
.
#fidio_marc_ravalomanana
#laharana_25