00:00 > Vohipeno – 12 Desambra – Nahazo tso-drano i Dada

Sary nindramina

Nisafidy nitsidika an’i Vohipeno ny kandidà laharana 25 amin’izao andro fitsingerenan’ny nahaterahany izao. Toerana nolalavony valo volana lasa izay.

Nahazo tso-drano avy amin’ny Ampanjaka ny tenany.