20:00 > Kianjan’ny 13 Mey – Tonga nanatevin-daharana ny sendika

 

Tonga marobe ireo mpitolona mitaky ny fanovana teo amin’ny kianjan ‘ny 13 Mey androany 5 jolay.

Tonga nanatevindaharana ihany koa ireo sendika. Naseho tao antoerana ny baomba mandatsadranomaso nanaparitahana ireo mpampianatra mpanabe teny Anosy.