Taorian’ny haintrano izay nitranga teny Antohomadinika Atsimo ny alakamisy 01 Novambra 2018 lasa teo dia tonga nitondra fanomezana ho an’ireo traboina, izay nahitana fianakaviana 62, ny solontenan’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao RAVALOMANANA ny zoma teo. Tamin’izany indrindra no nanoloran’izy ireo vary, fitaovana an-dakozia, savony ho an’ireo traboina, teo ihany koa no nanararaotan’ireto farany nijerena ifotony ny zava-misy teny an-toerana ary ny nanaovana fanentanana ho an’ireo mponina mba tsy hiverimberenan’ny loza tahak’izao intsony. Anisan’ny vaindohan-draharahan-dRamatoa Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra ny fampivoarana sy ny fijerena hatrany ny sosialin’ny mponina.
LAHATSORATRA FARANY
TOETRANDRO ANDROANY
Antananarivo
few clouds
20
°
C
20
°
20
°
68 %
2.1kmh
20 %
Thu
19
°
Fri
24
°
Sat
23
°
Sun
22
°
Mon
23
°
21,334
Ny Valosoa Vaovao
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
View Comments
- Likes: 1
- Comments: 0
- Shares: 0
0 CommentsComment on Facebook
+1
Tsara ho fantatsika Malagasy tompon-tany ny harena misy eto ary tokony ho sarotiny amin’izany.
Madagasikara an’ny Malagasy!
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook